|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kilongalahy |
| Singan-teny | 2 kilonga, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy
[1.10] 6 [Betsileo] zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy) [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 môme, gamin, mioche, moutard
[3.1] |
| Ohatra |
8
[2.470]
9 [2.643] |
| Fivaditsoratra | 10 kilangolahy, kilongalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|