Entrée kaporaly-sefo
Partie du discours expression
Définition malgache ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: caporal-chef.

2013/01/11