Entrée kaporaly
Partie du discours nom
Définition malgache ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a corporal [Hallanger 1973]
Définition française caporal [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: caporal.

2013/01/11