Entrée sefo
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 565] asthma. See kitratraina, sohika, satra
Explications en français  [SLP 1986] asthme
Vocabulaire 
Dérivations 
Analogues  kitratraina ~ satra ~ sohika

Entrée sefo
Partie du discours nom
Explications en anglais  [3.1] chief
Explications en français  [3.1] chef
Origine Français: chef.
Exemples 
1 [SeFaFi ] Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha.
2 [Wresinski: Mahantra] Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa.

Entrée sefo
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 565] [Sakalava] A plant. Same as vonoa
Explications en français  [Boiteau 1997] [Sakalava] (peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae). Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga
Vocabulaire 
Nom scientifique Adansonia digitata

Entrée sefo
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Sakalava] (peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885.
Vocabulaire 
Nom scientifique Givotia madagascariensis

Entrée Sefo
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais  [Baiboly] Shepho
Explications en français  [Baiboly] Shepho
Vocabulaire 
Synonymes Sefao
Exemples  [Baiboly: 1.36.23] Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama.
Citations 

Mis à jour le 2022/01/02