|
|
|
|

Teny iditra1  kapo-tandrimo
Singan-teny  2 kapoka, 3 tandrimo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1]
Tovy hevitra  6 vely tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11