|
|
|
|

Teny iditra1  kalesy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly
4 Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 calèche; wagon de chemin de fer [1.8]
7 calèche, voiture, chariot [1.13]
Ohatra  8  Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#]
9  rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#]
10  Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#]
Voambolana  11  Fitaterana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  kalesy, 14 selika, 15 silake

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09