|
|
|
|

Teny iditra1  kabary tsy efa
Singan-teny  2 kabary, 3 tsy, 4 efa
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 raharaha tsy misy fiafarany, mitarozaka hatrany hatrany, -- raharaha manahirana tsy vita mora foana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Affaire sans fin, une grosse affaire [1.3]

Fivaditsoratra  8 fibaratsaike, kabary tsy efa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12