|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 johary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe
4 Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra 5 teo Andafiavaratra [1.10] 6 lahy, tovolahy [Masikoro] [2.606#152] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a chief, a president, a governor
[Provincial]
8 a young man, or a youth [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 chef ; homme dans le langage du tromba.
[Tankarana]
[1.19] |
| Ohatra |
10 Mba johary soasoa tokoa zalahy e!
[2.643]
11 Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko. [2.528] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 13 johara |
| Kamban-teny rehetra | 14 Ravaloson Johary |
| Teny iditra (2/3) | 15 johary |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary:
18 Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary [1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 19 Johary |
| Singan-teny | 20 johary |
| Sokajin-teny | 21 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
22 Rapatsalahy Paul |
| Mpanonta printy |
|
| Fivaditsoratra | johary, Johary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|