|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  jadona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika
4 Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
5 tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 despotic authority [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 despotisme [1.3#289, 1.8]
8 Position droite, fixe
9 figuré: la raison du plus fort [1.3#289]
10 dictature [1.13]
Ohatra  11  izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena: [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  45  Fikambanana 5 amin' io teny io
Teny nalaina  46  Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/5)47  jadona
Sokajin-teny  48  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  49 authoritarian [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  50 despotique [1.8]

Teny iditra (3/5)51  jadoña
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny malagasy  53 mpiambina andro na alina [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  54 gadoña

Teny iditra (4/5)55  jadona
Sokajin-teny  56  anarana
Fanazavàna teny frantsay  57 perpendiculaire [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  59  Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  60 jadonivo

Teny iditra (5/5)61  Jadòna
Sokajin-teny  62  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  63 Jadon [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  64 Yadôn [2.996]
Voambolana  65  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  66 Toko sy andininy momba Jadòna

Fivaditsoratra  jadoña, Jadòna, jadona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21