|
|
|
|

Teny iditra1  izay marary andriana
Singan-teny  2 izay, 3 marary, 4 andriana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza fa tokony hokarakaraina mihoatra ny olona rehetra ny marary fa ananana adidy izy raha tsy voatsabo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12