|
|
|
|

Teny iditra1  izaroa
Fototeny  2 iroa
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 those far away (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 ceux-là. bien loin (pas visibles) [1.8]
Ohatra  6  izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [2.470#]
7  Ny resaka tsy fanovana antsipiriana-javatra izatsy na izaroa, heverina ho mavesa-danja noho ny hafa, ka mitaky ezaka mbola mafy kokoa. [1.369#]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  9 azario, 10 izarao, izaroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12