|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  izao
Fototeny  2 io
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 this [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 celui-ci [1.8]
Ohatra  7  tahaka izao no fanao. [2.245#]
8  Ady izao rehetra izao. [2.5#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 9 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)11  izao
Sokajin-teny  12  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13 now [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 maintenant [1.8]
Ohatra  15  Bedao amin' izao! [2.587#]
16  Ka maninona aho izao? [2.5#]
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  izao, 18 Ozay, ozay, 19 Ozia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21