|
|
|
|

Teny iditra1  izaitratra
Singan-teny  2 izay, 3 tratra
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1]
Ohatra  6  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471#]
Tsipelina hafa  7 izay tratra

Fivaditsoratra  izaitratra, 8 izay tratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02