Entrée itenenana (teny)
Partie du discours verbe relatif
Traduction anglaise to be spoken to [Hallanger 1973]
Traduction française  [Abinal 1888]
Morphologie 
itenenana
itenenako
itenenanao
itenenany
itenenantsika
itenenanay
itenenanareo
itenenan'
itenenan-
itenenam-
itenena-
nitenenana
nitenenako
nitenenanao
nitenenany
nitenenantsika
nitenenanay
nitenenanareo
nitenenan'
nitenenan-
nitenenam-
nitenena-
hitenenana
hitenenako
hitenenanao
hitenenany
hitenenantsika
hitenenanay
hitenenanareo
hitenenan'
hitenenan-
hitenenam-
hitenena-
iteneno
Exemples 
1Izao no itenenana amin'izany. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Ka izany no itenenana hoe : efa nahary zaza roa izy vao maty. [Rabemolaly: Fary]
3Izy ihany no nitenenako izany (C'est à lui-même que je l'ai dit) [Abinal 1888]
4Voapoka na voadona tampoka ilay itenenana, ka mivoaka ho azy na ny saika hafenina aza. [Rahajarizafy: Kabary]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31