Entrée isy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona).
Mitovy hevitra: kapoka iray ~ katroka iray ~ lasitra iray ~ navela tao ~ tsy misy fankaiza ~ tsy misy ivoasana
Dérivations 

Entrée isy
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano
Explications en anglais  [Hallanger 1973] alas! no!
Explications en français  [Hallanger 1974] hélas! non!

Entrée isy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanala] nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay)
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] nofo
Synonymes hisy

Mis à jour le 2020/07/31