Entrée fisiana (isy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona" [1.1]
Explications en français Existence [1.13]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20