Entrée iraika (iray)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] iray [Rakotosaona 1975]
Traduction anglaise one, used in the numerals 11, 101, etc, as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven [Hallanger 1973]
Traduction française un; sert à former les numéros; ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze [Hallanger 1974]
Analogues  iray ~ isa

Mis à jour le 2020/07/31