|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 irahina |
| Fototeny | 2 iraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera?
5 Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be sent as a messenger
[1.2#291] 7 to be sent [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on envoie
[1.3#282, 1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy andriny ianao ka nirahiny aho
[2.895#61]
10 Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996#51.007.034] 11 Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508#380] 12 Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366#36#96] 13 Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366#28] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 ahirina, 20 hariañy, 21 hiraina, 22 ihirana, irahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|