Entrée | ihany | |||
Partie du discours | adverbe | |||
Explications en malgache | Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1] | |||
Explications en anglais | Only, just, tolerably [1.7] | |||
Explications en français | Seulement, même; vraiment [1.8] | |||
Mots composés |
| |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Titres |
| |||
Analogues | fotsiny ~ monja | |||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |