|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  iarahana
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 Avec qui on va. on fait, qu’on accompagne, qu’on fait ensemble:
5 Niarahan’ ny mpanompony izy (Il était accompagné de son serviteur)
6 ~ Iarahantsika mahalala izany (Nous savons tous cela)
[1.3#59]
Ohatra  7  iarahana amiko ianao, Rivo? [2.529#]
8  Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470#]
9  Ka niredona matetika miantsoantso an' i Batsola Raisonao ny fanafody ka omeo aloha ny vola Avy eo atoro anao ny fanamboarana azy tsotra Ka iarahana mijery sao mety tsy hizotra. [2.928#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13 sarotra iarahana

Teny iditra (2/2)14  iarahana
Fototeny  15 araka
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 Ahoana no iarahanao amin’ ny ratsy fanahy toy izany ? (Pourquoi vas-tu ainsi avec de mauvais eompagnons ?) [1.3#59]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  22 ahariana, iarahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17