Entrée hotohoto (hoto)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako
¶ Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
Dérivés 
 
Synonymes hoto
Exemples Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny. [2.5]

Entrée hotohoto
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] korontana amin'ny tany sy fanjakana [1.78]
Dérivés 

Entrée hôtohôto
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20