|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1 ; hoto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/5) 10 ; hoto
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako
13 Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  15 hotohoto

Teny iditra (3/5) 16 ; hoto
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1]

Teny iditra (4/5) 19 ; hoto
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 fahasimbana
22 fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  23 décomposition [1.13]
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (5/5) 25 ; hoto
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 [Merina+Betsileo] au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre
28 Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [1.196]

Fivaditsoratra  hoto, 29 Toho, toho

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28