|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hirangirana |
| Fototeny | 2 hirana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
5 Hirika na loaka idiran' ny fahazavana 6 Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a glimmer of light
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany;
[2.996#]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14 hirana |
| Kamban-teny rehetra | 15 tsy hita hirangirana |
| Fivaditsoratra | 16 haringarina, hirangirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|