|
|
|
|

Teny iditra1  hira gasy
Singan-teny  2 hira, 3 gasy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana [1.1]
Ohatra  6  Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy. [2.332#]
7  Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12