|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; hidio
Fototeny  2 hidy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hidiana [Fitanisana]
Ohatra  4  Ividiano gadanà ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy. [2.472#183]
5  hidio ny trano Ramatoa fa izaho handry any aminay [2.131]

Teny iditra (2/2) 6 ; hidio
Fototeny  7 dio
Sokajin-teny  8  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao midio

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26