|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hetraketraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana:
4 Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [1.62#529]
Fanazavàna teny frantsay  5 brutalité, vandalisme, méchanceté, arrogance [1.5#143]
Ohatra  6  Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [2.471#60]
7  Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [2.508#257]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/3)11  Hetraketraka
Singan-teny  12 hetraketraka
Sokajin-teny  13  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  14 Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  Takila: 200.

Teny iditra (3/3)16  Hetraketraka
Singan-teny  17 hetraketraka
Sokajin-teny  18  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  19 Rapatsalahy Paul
Mpanonta printy 

Fivaditsoratra  hetraketraka, Hetraketraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21