|
|
|
|

Teny iditra1 hena velona aho nandre izany
Singan-teny  2hena, 3velona, 4aho, 5mandre, 6izany
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8(ny hena vao noraisina dia mihararetra kely): enti-milaza fa nangovitra iray ihany ny tena nandre izany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12