|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  havandra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 hail [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 grêle [1.3, 1.8]
Ohatra  5  havandra vaventy, Ankaratra hiany; [2.48#15]
6  Norotsahany havandra ho solon'ny ranonorana izy ireo; [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  8  Haitoetrandro
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  havandra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 malheur [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04