|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatsatra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 pale
[1.2, 1.7] 5 wan, sickly. Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison. [1.2] 6 livid [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 pâle, livide
[1.3, 1.8] 8 blême [1.3] 9 (dans toute l'île). Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière. [1.196] |
| Ohatra |
10 Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina.
[2.324]
11 Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho. [1.256] 12 Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara! [2.499] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 14 maina, 15 malazo, 16 matroka, 17 mivaloarika, 18 mivolombalalamaty, 19 tsymarevaka, 20 tsymisyrenty, 21 vasoka |
| Kamban-teny rehetra | 22 fotsy hatsatra |
| Fivaditsoratra | hatsatra, 23 tsahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|