|
|
|
|

Teny iditra1  hatina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 scabies [1.2, 1.7]
5 the itch [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 gale [1.54, 1.8]
Voambolana  7  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hatina, 10 tahina, 11 tihana, 12 tinaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09