Entrée hatafa
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-kazo ( Terminalia badamia) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Betsimisaraka] a large tree, the kernel of whose fruit is edible. Terminalia catappa , L. Same as atafa (Betsim.), and atafana (Betsim.) [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Terminalia badamia, Terminalia catappa
Synonymes antafa ~ antafana ~ atafa ~ atafana ~ hatafana
Exemples Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [Rajaonarivelo: Bina, page 9]

Mis à jour le 2018/08/26