Entrée | 1 haron-doa-body |
Mots élémentaires | 2 harona, 3 loaka, 4 vody |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1] |
Explications en anglais |
7 (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7] |
Explications en français |
8 (littéralement et figuré) panier percé [1.8] |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |