|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harefo
Fototeny  2 refo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra marefo; halia: Ny harefon' ny bararata [1.1]
Kamban-teny rehetra  5 miefitra anaty toa harefo

Teny iditra (2/2)6  harefo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazan' ahitra tsoatokana lava sady poaka aty ny tahony, maniry eny amin' ny hotsaka ohatra ny zozoro, ary fanaon' ny olona tsihy, harona, satroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a rush used in making mats, baskets, and hats. Eleocharis sp., near E. sphacelata. A less common species in E. Baroni, Baker [1.2]
10 a reed from which fine mats and baskets are made [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 roseau dont on fait des nattes et des paniers [1.8]
12 (comparer à marefo : fragile, cassant) Nom donné à diverses Cyperaceae fournissant des matières premières de sparterie fines mais peu solides. Ce sont surtout Eleocharis baronii Baker, Eleocharis limosa (Schrad.) Schult. et Eleocharis plantaginea R. Br. On en fait des chapeaux et des nattes. La base de tiges accumule de l'amidon et peut être consommée en cas de disette. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  13  Tsihy harefo no akanjony. [2.499]
14  Maniry eny ivelan'ny heniheny va ny zozoro? mitrebona tsy misy rano va ny harefo? [2.996]
Voambolana  15  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 fohare, harefo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09