|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 haoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (2/3)6 haoka
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fahamaimaizana, fahadodonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 earnest desire, eagerness, craving, longing. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 impatience, vif désir de [1.3]
11 vif désir. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  14 Ontam-po
Tovy hevitra  15haokaoka

Teny iditra (3/3)16 haoka
Sokajin-teny  17 Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  18 for faoka [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  19 hakoa, 20 haoka, 21 hoaka, 22 ohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19