Teny iditra |
mangaoka
(haoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandoaka, mandavaka Mangarona, misikotra mba hahalala zavatra
[1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mangaoka |
Ny lasa |
nangaoka |
Ny hoavy |
hangaoka |
|
|
Teny iditra |
mangaoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Mangaoka vient de haoka : action de creuser, parce qu'on devait creuser profondément dans le marécage pour déterrer les tubercules. Voir aussi
mangoka,
mangilo.
Orthographe préférée par Guy Ramanantsoa :
Typhonodorum Lindleyanum Schott (Araceae).
(Voir Colloque International de l'Académie Malgache sur les Lémuriens, 1978).
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Typhonodorum Lindleyanum |
|
Teny iditra |
mangaoka
(fangaoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To smooth pottery with the fangaoka.
[1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mangaoka |
Ny lasa |
nangaoka |
Ny hoavy |
hangaoka |
|
|