Entrée hanin-jarai-mora lany
Mots élémentaires hanina ; zaraina ; mora ; lany
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fa na dia maro toy inona aza ny sakafo, rehefa omena ny anjarany avy ny asaina, lany vetivety; matetika dia ampiarahina amin' ny hoe "entan-jarai-mora zaka" [1.1]

Mis à jour le 2023/07/30