|
|
|
|

Teny iditra 1  hanifisana
Fototeny  2 nify
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 thinness, scarcity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qualité de ce qui est mince [1.8]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how hanifisana

Fivaditsoratra  8 fanihisana, 9 fanisihana, 10 Fihasinana, fihasinana, hanifisana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15