| Entrée | 1 hamarinina | 
| Radical | 2 marina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany vao manorina trano Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao [1.1] | 
| Explications en français | 5   qu'on prouve [1.3, 1.107] 6 qu'on vérifie [1.3, 1.5] 7 qu'on met d'aplomb, de niveau, qu'on redresse, qu'on corrige, qu'on justifie [1.3] | 
| Exemples | 8   Tsy azonareo hamarinina izay lazainareo (Vous ne pouvez pas prouver ce que vous dites)
[1.3] 9 hamarinin’ Andriamanitra izay manompo Azy (Dieu justifie ceux qui le servent) [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |