|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamamiana |
| Fototeny | 2hamy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5la douceur.
[1.3#211] |
| Ohatra |
6 Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao.
[2.285#]
7 hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470#] 8 Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina. [2.245#] |
| Tovy hevitra | 9hamamy |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 hamamiana, 12 mahamaina, 13 Mahanaima |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|