|
|
|
|

Teny iditra1 hamamy
Fototeny  2hamy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5la douceur. [1.3#211]
Ohatra  6 fa fary lava tsy lany hamamy, ary vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka sitraka sy telina avokoa. [2.588#]
Tovy hevitra  7hamamiana

Fivaditsoratra  8 hamamy, 9 mamahy, 10 mamiha, 11 mimaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12