|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1 ; halony
Fototeny  2 lony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny fahasorisorena, fahasosotsosorana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 la mauvaise humeur [1.3]
Voambolana  6  Ontam-po
Tovy hevitra  7 halonilony

Teny iditra (2/5) 8 ; halony
Sokajin-teny  9  anarana halo sy mpisolo

Teny iditra (3/5) 10 ; halony
Sokajin-teny  11  anarana halotra sy mpisolo

Teny iditra (4/5) 12 ; halony
Sokajin-teny  13  endritenin' ny hoe aloka

Teny iditra (5/5) 14 ; halony
Sokajin-teny  15  endritenin' ny hoe alona

Fivaditsoratra  16 halino, halony, 17 lihano, 18 lohina, 19 lonahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04