|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 halotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous
5 figuré: arracher un secret [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 halo-poza |
| Teny iditra (2/4) | 19 halotra |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana
[1.1] |
| Ohatra |
22 Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy"
[2.69#195]
|
| Voambolana | 23 Miaramila |
| Teny iditra (3/4) | 24 halotra |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 aloka
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 27 halôtra |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 moron-dranomasina
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | halotra, halôtra, 30 holatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|