Entrée halan' ny vitsika ny siramamy (hala, vitsika, siramamy)
Partie du discours locution
Définition malgache toy ny miova hevitra ho fitiavana eto ny teny hoe hala satria ny fitiavan' ny vitsika ny siramamy no lazaina, saingy ny nalehan' ny sain' ny Malagasy raha niteny io izy dia azo lazaina fa ny fitiavan' ny vitsika hanimba ny siramamy na handevona azy (toy izany koa, ohatra, ny hoe: Halam-baratra itỳ toerana itỳ) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/11/23