|
|
|
|

Teny iditra1  halabe
Singan-teny  2 hala, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ity no karazany lehibe indrindra amin' ny hala fahita eto. Ity halabe dia atao hoe koa vodiomby [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  6 the largest kind of spider known in Madagascar. Epeira sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 une grosse araignée. Sytodes thoracica [1.3]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Sary 

Fivaditsoratra  halabe, 9 Hebala, 10 labeha

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08