|
|
|
|

Teny iditra1  hajam-bolana
Singan-teny  2 haja, 3 volana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny entina milaza ny vodiondry izay omen-drazazalahy ny ray aman-drenin-drazazavavy ho fehin' ny fanambadian' izy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [volana, speech.] A present given out of respect or regard. [1.2]

Fivaditsoratra  hajam-bolana, 7 lanja haambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12