|
|
|
|

Teny iditra1  hahia
Fototeny  2 hia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  8 fahahiazana, hahiazana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 ahahy, 11 hahay, hahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17