Entrée fahahiazana (hia)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Synonymes hahia ~ hahiazana

Mis à jour le 2023/02/03