|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafiriana |
| Fototeny | 2 firy |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 how many days?
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 combien de jours?
[1.8] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how hafiriana |
| Fivaditsoratra | 8 ary fanahy, 9 fihariana, 10 firaihana, 11 hafiraiña, hafiriana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|