|
|
|
|

Teny iditra1  habokana
Fototeny  2 boka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay
5 mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka
6 eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova
7 ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa. [1.1]
8 Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Fanazavàna teny anglisy  9 leprosy [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 lèpre [1.5, 1.6]
11 la lèpre [1.3, 1.8]
Ohatra  12  Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany. [1.581#]
13  Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza. [1.581#]
Voambolana  14  Fahasalamana
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17