|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gejaina |
| Fototeny | 2 geja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
5 Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany 6 Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy 7 Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be grasped, to be squeezed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on serre qu'on étreint
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14 gejana |
| Fivaditsoratra | gejaina, 15 igejana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|